Mahafinaritra ahy ny tanàna eto Mahabo. Mankasitraka anareo tonga maro be nihaino an’i Dada. Laharana 25 no FIDIO amin’ny 07 novambra !
Mpanangana fa tsy mpandrava isika !
#fidio_laharana_25
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
Fitondrana tsy misy ilàna azy. Mitaky ny zony ve ny mpianatra dia ny mpitandro ny filaminana no alefanareo any? Omeo ny volany! ... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook
Tsara ho fantatsika Malagasy tompon-tany ny harena misy eto ary tokony ho sarotiny amin’izany.
Madagasikara an’ny Malagasy!
... TohinyFintinina
0 CommentsComment on Facebook