Tsarasaotra – 29 Okt – Fidio ny kandidà 25, Marc Ravalomanana

Tsy adino ianareo eto Tsarasaotra fa nomena ilay paik’ady hanarenana ny firenena rehefa lany filoham-pirenena i Dada. Voasoratra ao anatin’ny “manifesto” ireo fanomezan-toky folo ho tanterahina.

Misaotra an’ny Tsarasaotra tonga maro be e !

#fidio_i_dada_25