10:00 > KMMR 974 – Hanohana ara-bola ny kandidà Ravalomanana sy ny KMMR

Isambilo

Ny KMMR 974 any La Réunion dia nanantontosa fitsangatsanganana miaraka taminny alahady faha 16 septambra lasa teo tany aminny Parc La Trinité Saint Denis , La Reunion.

Ny hevitra notsoahina taminizany dia: na tsy afaka mifidy aza ny Malagasy any La Réunion dia mandrisika ireo havana, sytapaka, sy namana ary ireo olompantatra aty Madagasikara mba hanaradia ny laharana faha- 25 aminny fifidianana Filohampirenena ho avy. Nanao fihetsiketsehana itadiavana vola ho fanampiana aminny fifidianana koa izy ireo.

Ny KMMR 974 dia tsy mitsahatra mandrisika ireo namana handray anjara ao aminny tambazotra ary hanohana hatrany ny Kandida Filoha Marc Ravalomanana. Manome famporisihana hatrany ho anireo namana mitolona aty Madagasikara koa izy ireo

Masina ny Tanindrazana hoy ny KMMR 974.