11:50 > Iavoloha – Nisitrika ny praiministra Christian Ntsay – Naman’ny maizina

Tsy tonga teny Iavoloha nanatrika ny asaramanitra ny praiministra Christian Ntsay.

Marc Ravalomanana mivady dia tonga eny manotrona ny fiarahabana amin’izao fotoana izao.