12:05 > Iavoloha – Nisitrika ny ministry ny atitany Tianarivelo Razafimahefa – Naman’ny maizina

Tsy tonga teny Iavoloha nanatrika ny asaramanitra koa ny ministry ny atitany Tianarivelo Razafimahefa.

Miseho ny ady mangatsiaka eo amin’ny mpomba sy fahavalon’ny fahamarinana.