11:20 > CENI – Enjehan’ny eritreriny ve?

Mitety faritra i Hery Rakotomanana, filohan’ CENI, amin’izao fotoana izao mandray fitenena rehefa nangina taorian’ny fanambarana ny voka-pifidianana hosoka tamin’iny fihodinana faharoa iny.

Mitetika koa ny CENI hanao fanambarana rahampitso Alatsinainy 7 Janoary, iray andro mialoha ny fanambarana ofisialy izay ho ataon’ny Fitsarana Avo momba ny Lalam-panorenana.

Enjehan’ny eritreritra sa hanadio tena?