11:30 > Kianjan’ny 13 Mey – Vaovao farany (35) – Nesorina ny “écrans gênants” telo

Milamina ny eny amin’ny kianjan’ny 13 Mey. Afaka mivezivezy ny olona sy ny fiara eo anoloan’ny Lapa.

Tsy misy fefy manodidina intsony.

Rehefa noesorina ny “écrans gênants” telo dia malalaka tsy misy mpitandro filaminana maro tahaka ny omaly intsony.

Dia nanelingelina tokoa ny fanehoana mivantana antsary ny porofo hitam-poko hitam-pirenena. Tsy mahatanty fahamarinana ny fitondrana.