Tselatra 14:30 > Kianjan’ny 13 Mey – Vaovao farany (25) – Ho any amin’ny biraon’ny prefe ny mpitarika 04/01/2019 Hihazo ny biraon’ny prefe ny mpitarika ny hetsika satria tsy mety mamaly antso amin’ny finday. Na eo aza ny herika dia tsy mihena ny fahavononan’ny vahoaka. Horonam-peo tamin’ny 23 Aprily 2018 taorian’ny tranga tamin’ny 21 Aprily http://www.gvalosoa.net/wp-content/uploads/2019/01/20180423-Fijoroan-ny-prefe-angelo-ravelonarivo.m4a