16:00 > Kianjan’ny 13 Mey – Vaovao farany (26) – Nandresy androany ireo nisakana ny hetsika fanehoana ny marina

Nandresy aloha androany ireo manakana ny fanehoan-kevitra malalaka sy fampitàna ny marina.

Tsy nandray ny solontenan’ny mpitarika ny prefe.

Ho hita eo indray rahampitso ny fandehany manomboka amin’ny 9 ora eo amin’ny kianja.

Hisy ny fanambarana.