10:30 > Fifidianana – Toliara – 66,7% Fokontany tsy nahazoan’ny 25 vato na iray

Araka ny antontan’isa azonay tamin’ny CENI Madagascar (CENI Madagascar, 24.528 BV) …
… ny 66,7 %-n’ireo Fokontany tsy nanome vato “na iray aza” an’ny Kandidà N° 25 dia any Toliara avokoa.

Jean-Luce Randriamihaotra