Tokony hihetsika isika nifidy an’i Dada, indrindra @ izao ora izao. Raha araka ny vaovao reko teo tokoa mantsy dia misy mandroba ny vatontsika ao @ Ceni ka mila renforts avy @tsika mpanohana ny k25. Barofo ohatr’izany ve no hitondrana ny firenena ry k13 a?????? Diniho ihany ny atao fa sao sendran’ny patsa tsy omby vava a!
LAHATSORATRA FARANY
TOETRANDRO ANDROANY
Ny Valosoa Vaovao
Tolombahoaka - Serasera sy tranonkala
26/04/2024- Nivoaka ny fonja izao hariva izao Rtoa Olga Ramalason. ... TohinyFintinina
- Likes: 258
- Comments: 15
- Shares: 2
15 CommentsComment on Facebook
Erreur inona drai zao no filaza an'zan ? ? ?
Zao le olona lasa vedette raha tokony 69% Zao lasa 85% no azony @ fifidianana zao
Mirary soa azy hatrany isika. Manasa antsika rehetra hitsidika ny pejy. www.facebook.com/profile.php?id=61559156451927
Misaotr n ao ambony
Anjaran'i Mme Henriette indray zao no miditra fa nametraka fitoriana i Patsafotsy !
Amen
Vomaika mitombo ny fitiavan'ny olona anazy
Iza ary n manao n andro tsara s ratsy eto e?
Tsara zany
Misaotra an Andriamanitra🙏🙏🙏
Isaorana ny Tompo !
Misaotra Jeso à tsara lotra IANAO Jeso tsy misy tahaka ANAO
Alefa Olga!!!! Olo marina matoa navoka haha nangidy lay nandefa azy tany 🤣🤣🤣
Hisaorana ny Tompo
Nataon'ny PAC nalaza tampoka ilay olona 😂😁
Mankahery an-dRtoa Olga Ramalason izahay. ... TohinyFintinina
1 CommentComment on Facebook
Fitondrana jiolahimboto no misy eto ary tsy ho menatra ny hisambotra ny kandidàn’ny mpanohitra ireo. Tsy vitan’ny fanambarana na fangatahana intsony izy ity fa mila mihetsika ny vahoaka manontolo. Ny firaisankina no hery.