Fiangonana katolika – “Vicaire général” sy kardinaly mibodo tany ao Analamalotra Toamasina II – Miantso ny “Nonce apostolique” i Be François

Ny Valosoa

Nanatitra taratasy fitarainana teny amin’ny Nonce Apostolika ao Ivandry ny solotenan’ny tompon’ny tany any Analamalotra Toamasina 2, Bé François.

Marihina fa efa nisy ny fampiavanana nataon’ny fiangonana protestanta tany antoerana fa tsy nisy vokany.

Dia tonga amin’izao fitarainana aty aminy solotenan’ny Papa Ray masina eto Madagasikara ny raharaha hoy ireo tompon’ny tany.