Nosy-Be – Rajoelina sy ny forongony – Lasa adala raha vao mihetsika ny filoha Marc Ravalomanana

Nosy-be – Fa dia atahorana loatra ny filoha Marc Ravalomanaahoana no mahazo an’ity fitondrana Rajoelina sy ny forongony ity?

Olona tonga hitsidika ny fananany ve no tsy avelan’ny mpitandro filaminana hihiditra ao amin’ny trano fananany? Dia mbola ny prefe ihany no manao ny asa antsonjay.

Ny olontsotra anefa dia nanasa azy hihiditra an-trano hisakafo, ary dia nandroso sy nihinana tokoa ny tenany.

Fitondrana matahotra sy kanosa sisa ity ka mampiasa jadona sy herimpamoretana hitazomany ny toerany !