22 Aogositra – Taratasin’ny mpamaky

Teny atsipy amin’ny Malagasy rehetra izao atao amin’ny gazety Ny Valosoa Vaovao izao: TSY HAHARESY AZY IANAO E!

1- Efa nodoranao ny fananany,
2- Efa norahonanao ho faty raha tsy miala ny Tanindrazany,
3- Efa nangalarinao ny “vatony”,
MBOLA IO IZY!

“Efa mba notanterahinao ve ny Fanefana ny onitra voalazan’ny tondrozotra izay nifanarahana???” MBA MAHALALÀ MENATRA FA MIBARIBARY LOATRA ILAY TAHOTRA AZY SY NY FIALONANA. TSY HAHARESY AZY IANAO E!! Mbola ho eo isika hahita ny tohiny!

Ny olona marin wa ts mb res zan fa vonon hiatrik ny mpanarats azy, nenjehin , nalain barak , nangalarina ny vaton , simbaina ny fananany, nef mbla io izy eo ihany fa tsy taitra no tsy maika, nefa tsy tara , zao lasa atahoranareo fatratr izy fa ts mahazaka ny fahamarinan ianareo, aleo n tantar no hanoy azy. Hafa mihitsy ny filoha Marc Ravalomanana raha fehezina izay voalaza.

Raymond Rakotomalala
Mpamaky gazety Ny Valosoa Vaovao