COVID-19 – AFNOR – Fanamboarana tampimbava manara-penitra novokarina olona 150 matihanina tanaty herinandro

Herinandro no nikatrohana mpisehatra matihanina 150 namolavola fitsipika natao hifehy ny fanamboarana tampim-bava amin’ny fomba manara-penitra izay voarakitra ao anaty tahirinkevitra eto amin’ity rohy ity:
http://agirlocal.org//wp-content/uploads/sites/15685/2020/03/AFNORSpec-S76-001-MasquesBarrieres.pdf

https://masques-barrieres.afnor.org/