27/11/2019 – 12:40: Nifidy ny filoha nasionalin’ny TIM, Marc Ravalomanana sy ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo, Lalao Ravalomanana

Tonga nanefa ny adidiny hifidy amin’ny maha-olompirenena azy teny amin’ny lisea Faravohitra ny filoha nasionalin’ny TIM, Marc Ravalomanana sy ny Ben’ny Tanànan’Antananarivo, Lalao Ravalomanana.