“Aleo izy hahita ny zava-misy!”, hoy ny filoha Marc Ravalomanana

Tena ao anaty krizy be isika ankehitriny: krizy sosialy sy krizy ekonomika… Hanafatra ‘expert’ avy any Eorôpa aho hijery aty, hipetraka aty, hiasa aty mandritra ny enim-bolana dia ho hitanareo”, hoy ny filoha Marc Ravalomanana.

Hanampy amin’ny famatsiam-bola ny firenena alemaina sy ny fikambanana eoropeana.

“Hiasa miaraka amintsika izy hilaza ny zava-marina. Aleo izy hahita ny zava-misy”, hoy koa izy.