Iza no miavaka mitsinjo ny vahoaka rehetra tsy ankanavaka?

Nangonin’i Lanzelo

Amin’ireto ambaran’ny gazety Forbes ho nampiditra vola mihoatra ny 100 tapitrisa dolara tamin’ny taona 2017, iza no miavaka sy mitsinjo ny Malagasy rehetra tsy ankanavaka?

Mazava ho azy fa rehefa tsy manaraka ireo maro an’isa dia anaovany izy ireo tamba-be.

1 Ylias Akbaraly Sipromad Group: agribusiness, private aviation and hotels to security services, pay television, utilities and consumer goods.
2 Ravatomanga Groupe Sodiat: extensive interests in real estate, construction, transportation and luxury hotels. Azura group of hotels in Madagascar. Auto Diffusion biggest dealer for Toyota, Lexus and Foton vehicles in the Indian Ocean. Ravatomanga is a trusted adviser to Andry Rajoelina.
3 Hassanein Hiridjee Axian Group, an investment holding company that owns large stakes in BNI Madagascar. Axian also owns Telma, the 3rd largest mobile network in Madagascar with more than 2 million customers and fuel marketing giant Jovenna.
4 Marc Ravalomanana Madagascar’s former president is also one of its most successful businessmen. Ravalaomanana, who was president up until 2009, is the founder of Tiko, Madagascar’s largest producer of fresh milk, yoghurt and butter. The company has revenues of more than $150 million per annum. Ravalomanana also owns a stake in Tiko Air, an airline charter company.
5 Naina Andriantsitohaina In 2009 Naina Andriantsitohaina, 54, took control of the Andriantsitohaina Group from his legendary father, Jean-Charles Andriantsitohaina, who founded the group. The businesses in the conglomerate include printers NIAG, chemicals distributor Prochimad, leading commercial bank BMOI and the Ultima Media press group.
6 Iqbal Rahim Founded the Galana Group in 1991, specializing in Trading, Shipping, Terminal Storage and Distribution of refined petroleum products in East and Southern Africa, as well as the Indian Ocean Islands. According to a representative of Galana, the company recorded more than $1.8 billion in revenue in 2016. Rahim owns at least 50% of the company.
7 Karim Barday Head of the Basan Group, arguably the largest food distribution company in Madagascar.
8 Salim Ismail Chairman & CEO Groupe Socota, a conglomerate which is most famous for its textile manufacturing business.
9 Henri Fraise Henri Fraise is the leader of the powerful Fraise family that owns the Henri Fraise Fils & Cie group. The Fraise group, which was created in 1921, has the sole distribution rights in Madagascar for John Deere, Atlas Copco and Caterpillar equipment. It is also involved in power generation, insurance, airplane charter services and owns the Carlton Hotel.
10 Edgard Razafindravahy Razafindravahy, 56, is the chairman of the Prey group, a conglomerate which today comprises more than 10 companies including trading company Sitram Ecoprim and the L’ Express de Madagascar daily newspaper, Madagascar’s bestselling newspaper.

Classement Forbes 2017
https://bit.ly/2kO6xlK

FB JR Ifalina – Nanomboka teo amy ny Tetezamita dia lasa baranahiny i Madagasikara ary lasan’ny mpanao afera satria ny mpitondra dia olona tompon’ny Bizina.

Madagasikara dia tany tondrahan-dronono sy tantely ho an’ireo orinasa frantsay efa hatry ny ela.

Ireo orinasa goavana eto Madagasikara dia eo ampelatanan’vahiny avokoa.

MINES STRATEGIQUES
– AMBATOVY dia ny canadiens (SHERITT INTERNATIONAL) sy japonais (SUMITOMO CORPORATION) no majoritaires ao. Manampy azy ireo ny Sud-Coréens (KORES) sy ny Americains (PHELPS DODGE). Nickel sy Cobalt no vokatra ary 5 milliards de Dollars no vola kirakira ao.
– EHOALA, dia ny orinasa Australo- Canadien RIO-TINTO no tompony. Illemenite no fongarina ao ary nahavitana seranan-tsambo goavana ny tetik’asa. Hisy zone économique spéciale anjatony hectares hiorina manodidina azy atsy ho atsy hiarahana amin’ny rahalahy Mauriciens sy ny havana Chinois.
– AMBANJA, ny orinasa Allemand TANTALLUS no hitrandraka Terre-rares any. Hanangana seranan-tsambo sy aéroport de frêt gros porteur ny rainiboto. Ny Terre-rares no akora lafo vidy indrindra eran-tany, misy azy avokoa rehefa fitaovana high-tech, ary mety ho io site io no goavana indrindra maneran-tany. Manao fikarohana hatrany atsimon’nosy ito orinasa allemand ito.
– TSIMIRORO, ny orinasa mitondra anarana malagasy MADA OIL no mitrandraka Schiste bitumeux (huile lourde petrolifères) any. Ny orinasa Indonesiens BENCHMARK no actionnaire majoritaire ao, dia orinasa Americain avy any Texas (HUNT OIL) no miara-dia aminy.
– Ny zone nord amin’ny fintrandahana petroles eto Madagasikara dia ny orinasa americain goavana indrindra EXXON-MOBIL no manana ny taratasy fahazoan-dalana atreto. Mifandroritika aminy momba an’io ny orinasa Frantsay TOTAL.
– ILES EPARSES, ny orinasa americain ANDANARKKO PETROLIUM no mitrandraka ny perimetre petrolier ao JUAN DE NOVA ary mandoa ny royalities any France. ANDANARKKO no orinasa malaza mpanimba ny tontolo iainana any ALASKA amin’ny fitrandrahana solika.
– TOLIARY- MANOMBO, ny orinasa mitondra anarana malagasy TOLIARY SANDS no mifehy ny Illemites any ary midadasika dia midadasika ny perimetres eo ampela-tanany. Austarliens no mifehy azy, ary Chinois sy Americains no mpamatsy vola.

Ireo mines stratégiques dia vola be tsy toko tsy forohana no mihodina ao. Milliards de Dollars no seraina fa tsy bizna-bizna etsy sy eroa. Ary any amin’ireo Bourses de valeurs sy Marchés des capitaux (New York, Londres, Francfort, Tokyo, Hong Kong, Dubaï) no miresaka fa tsy etsy Analakely na eny Behoririka.

ENERGIE- BANQUES- TELECOM- CARBURANTS
– Ny orinasa TELMA no orinasa “malagasy” goavana indrindra. Ny fianakaviana karana Hiridjee (Amin, Hassanein, Mustapha, …) no tompony. Azy ireo koa JOVENNA, izay mivarotra lasantsy no mamatsy herin’aratra ny JIRAMA. Centrale thêrmique contaminé à l’AMIANTE no ampiasainy eto Madagascar, sady mahafaty no mandrava tontolo iainana. Azy koa ny OUTREMER TELECOM, sy ny BANKY BNI-MADAGASIKARA ary OCEAN TRADE sy GALAXY- FIRST IMMO. Ireo orinasa ireo dia voafaritra ho investissement français à Madagascar. Izy mianakavy moa dia nationalités francaises avokoa. Atoa Hassanein Hiridjee no Consul honnoraire OMAN eto Madagasikara.
– Ny orinasa TRIMETA HOLDING dia Atoa Iqbal Rahim izay karana sy ny fianakaviany no tompony, GALANA-ENDUMA-MOFOKO. Mpamatsy vola goavana ny Projets présidentiels etsy sy eroa. Mizaka ny zom-pirenena frantsay.
-GROUPE SIPROMAD, Atoa Ylias Akbaraly no “malagasy” mpanan-karena indrindra. Misy azy avokoa rehefa “toekarena” eto Madagasikara, na telefona (ORANGE), na banky (BTM-BOA), na fambolena, na indostria (SIPROMAD INDUSTRIE), na sigara (PALL MALL), na tany, na trano. 400 no isan’ny orinasa ao anaty GROUPE SIPROMAD. Efa izy izao no mpiara-miombonantoka lehibe indrindra ao amin’ny BANKY BTM-BOA. Izy no masoivohon’ny BANQUES DES MASCAREIGNES eto Madagasikara. Ramatoa vadiny dia Consul Honoraire ITALIE eto Madagasikara.
– GROUPE FILATEX, Atoa Abdoulrassoul sy ny zanany ary ny neveu-ny. Izy no nantsoina hoe Monsieur Delestage satria azy ireo centrale thérmique nampiasain’JIRAMA voalohany teto Madagasikara. Tana, Diego, Tamatave… ENELEC no fournisseur lehibe indrindra an’JIRAMA, ary ny FILATEX no mandrefy tanim-panjakana lehibe indrindra sy manabako ireo tanin’olona etsy sy eroa. Atoa Abdoulrassoul no Consul honoraire PAKISTAN eto Madagasikara ary ny zanany no Consul honoraire ESPAGNE.
– GROUPE TALOUMIS, dia ny grika-malagasy mizaka ny zom-pirenena frantsay Atoa Pana Taloumis no tompony. ZITAL no manana velaran-tany goavana indrindra eny Akorondrano, ary manana actions ao amin’ny TOTAL MARKETING MADAGASCAR ny GROUPE TALOUMIS. Izy kosa no Consul honoraire GRECE eto Madagasikara, no sady Consul général CHYPRE.
– Ny orinasa FIRST ENERGY dia Atoa Danilhoussein no tompony. Hamatsy an’JIRAMA. Nalaza io karana io raha izy nandromba tanimbolin’olona amin’ny hectares tetsy Ambohimanambola. Raha mbola variana niady tany ny mponina teny, ny Titre sy ny Bornes efa azony alohan’ny rehetra. Azy mianakavy SOCOLAIT, AGRIVET, LE GRILLON etc …
– GROUPE VIMA no SYMBION POWER. Izy ireo izao no mamatsy ny JIRAMA ao Mandroseza. Atoa Souzar Booka no PDG. Izy dia franco-mauricien. FIBASOM, BusinessPark, VIMA etc…

Ny energies, ny banques, ny carburants no antsoina hoe secteurs clés. Ireo maneran-tany dia orinasam-pirenena no misahana azy. Eto Madagasikara dia navela malalaka ho an’ireo vahiny ny secteurs clés rehetra. Raha misy voan’sery ireo mpandraharaha vahiny ireo dia isika vahoaka malagasy no voatery mamafa ny lelony. ERITRERETO !!

Dia mbola hifidy izay olona efa nivarotra tanindrazana sy namotika firenena ihany ve ianao ry Malagasy?