Taratasin’ny mpamaky

Plan fanatanterahana ny IEM lazain’ny ministra Richard Randrimandranto fa avoaka avant 26 juin, hatramin’izao tsy hita nefa efa enim-bolana no teo.

Tehefa vory vahoaka prezida Andry Rajoelina dia toa tsy maintsy manao fampanantenana foana (farany teo Mahamasina misy 60 000 places), nefa ny fampanantenana tamin’ny élections mbola tsy natomboka hatramin’izao.

Litige Ivandry Vouland-Rasoamaharo: Lôla Rasoamaharo dia double nationalité, izany hoe frantsay koa, ary conseiller teknikan’i Richard Randriamandranto izy. Soa vazaha mody miady?

Teny atsipy sy ampahafantarina antsika rehetra izany.

Théodore Ranebson, mpamaky gazety Ny Valosoa Vaovao