13 mai 1972 – 13 mai 2019 – 47 taona lasa

 

Tsy nanadino ireo namoy ny ainy tamin’ny tolona nataon’ireo mahery fo tamin’ny 13 mai 1972 ny kaominina Antananarivo Rehivohitra CUA notarihin’ny filohan’ny mpanolotsaina ny tananan’antananarivo Renivohitra Faustin Andriambahoaka.

Tonga maro ireo mpikatroka TIM teo amin’ny kianjan’ny 13 mai nanatitra voninkazo ho fahatsiarovana ireo namoy ny ainy tamin’ny tolona.