Ambatobe – Atelier de Formation de Techniciens Agricoles – Arodana vahiny milaza ho tompony

Niroso tamin’ny fandrodanana ny ampahan-tany fanaovan’ny mpianatra fampiharana ao amin’ny Ecole de Formation de Techniciens Agricoles eny Ambatobe ireo teratany vahiny milaza ho tompony tamin’ity androany ity.

Miantso fandraisan’andraikitra ireo mpiasa ao amin’ny EFPA.

Andriatsitohaina Mahery