Andron’ny vehivavy 2019 – Ben’ny Tanàna Lalao Ravalomanana – Kabary

Notoloran’ny ben’ny tanana Lalao Ravalomanana fanomezana milina fanjairana ireo renimpianakaviana 4 tonga voalohany tamin’ny Marathon nokarakarain’ny CUA.