14:30 > Kianjan’ny 13 Mey – Vaovao farany (25) – Ho any amin’ny biraon’ny prefe ny mpitarika

Hihazo ny biraon’ny prefe ny mpitarika ny hetsika satria tsy mety mamaly antso amin’ny finday. Na eo aza ny herika dia tsy mihena ny fahavononan’ny vahoaka.

Horonam-peo tamin’ny 23 Aprily 2018 taorian’ny tranga tamin’ny 21 Aprily