13:15 > Kianjan’ny 13 Mey – Vaovao farany (23) – Misy indray ny sakana avy amin’ny prefe Angelo

Mandeha indray ny fifampiresahana sy ny fifandresen-dahatra eo amin’ny mpitarika sy ny mpitandro filaminana.

Mbola tsy avela miditra ao amin’ny kianja ny vahoaka.

Antenaina tsy ho “low batt” indray ny findain’ny prefe.

Manasa ny vahoaka ny mpitarika hanantona ny kianja hanomezana torimarika.