19:00 > Mandrahona ny praiministra Ntsay – Manenjika an’i Hanitra Razafimanantsoa sy i Fidèle Razara Pierre

Fijoroan’i Hanitra Razafimanantsoa manoloana ny fitoriana ataon’ny praiministra Christian Ntsay amin’ny “atteinte à la sureté de l’Etat”

Fijoroan’i Fidèle Razara Pierre manoloana ny fitoriana ataon’ny praiministra Christian Ntsay amin’ny “atteinte à la sureté de l’Etat”