10:00 > Andry Rajoelina nilaozan’i Paul Mpody satria mivarotra tanindrazana

Izy no #Paul_Mpody,filoha nasionaly ny RDR izay efa mpikambana tao amin’ny antoko MAPAR ny taona 2013 ka hatraminy taona 2016

Nanao fanambarana ry zareo ny taona 2016 satria ny antony hoy izy hoe; Ny IEM hoy izy dia fivarotana an’i Madagasikara aminy vahiny satria contrat an’i Andry Rajoelina aminy vazah io hoy izy, koa raha izy hoy no lany eo hoy Paul Mpody dia izahay aty aminy faritra no tena lasibatra aminio satria any faritra hoy izy no tena misy ny harena ankibony tany eto Madagasikara

Ary mbola nilaza ko izy fa tsy i Marc Ravalomanana velively hoy izy no tsy tia cotié fa i Andry Rajoelina mihintsy hoy izy no tena tsy tia cotié satria ny vavany i Andry Rajoelina mihintsy no nilaza fa tsy misy gidro ho tonga eo aminy fitondrana izany eto hoy izy, iza hoy izy ilay gidro tiany ho lazaina, izahay cotié no lazainy fa gidro ka izany ko no isany nialanay tao

Ny resaka cotié sy merina hoy izy efa lany andro zany fa ny malagasy iray ihany

Ahoana moa hoy izy no lazainao fa i Marc Ravalomanana tsy tia cotié ka nefa ny lalana vitany Ravalomanana tany aminy faritra hoy izy no tena betsaka nohony teto Antananarivo, Ravalomanana anie no nanao ny goudron sambava makan antalaha eh, ka ahoana no hoe izy indray no lazaina fa tsy tia cotié e!?

Misy fahamarinana daholo ny zavatra nolazainy satria dia izao

Raha lany ary i Andry Rajoelina dia ho avy ny vahiny izay nanao contrat taminy hitrandraka ny harena ankibony tany eto, ary fitaovana arifomba no ho tonga haka harenanao, nefa tadidio fa maro ny vahoaka malagasy no mivelona amin’izany fitrandrahana ny herena hananan-tsika de ny volamena sy vatosoa izany, ka hono hoa? Mbola misy ho trandrahanao ve eto afaka 10taona raha izany tokoa no misy???

Ny olana dia tsy ilay compte fake bediabe ato no hitondra faisana fa ireo vahoaka madinika any aminy faritra

Dia mahazaka démocratie fa aza fafana ny pub nay e

Izay fa ambava homana,am-po mieritreritra

Fanyir Sandaniaina