11:00 > Fandaharana miara-mampita – Fifidianana maloto – CENI voka-pifidianana – Ampamoaka – Hanitra Razafimanantsoa – Fanirisoa Ernaivo

Sombitsombiny:

“Synthèse des tendances régionales” (49/51) lasa “tendance nationale” (55/45)

Famadihana ny vokatra azon’ny 25 lasan’ny 13

BV 24852 nanjary biraompifidianana mihoatra ny 25000 isa

Famerenana ny fanisàna atrehan’ny olom-pirenena rehetra ihany no hampilamina ny tany sy ny fanjakana, ary hamerina ny fahatokisan’ny vahoaka ny voka-pifidianana sy ny andrim-panjakana.