Eliane Bezaza – Manao antso amin’ny CENI manoloana ny fanolanana ataon’i Rajoelina amin’izao fifidianana izao

Manao tatitra Eliane Bezaza amin’ny fanolanana ataon’ny kandidà laharana-13, Andry Rajoelina sy ireo mpomba azy.

Ambanja – Karapanondro hosoka 814 tratra tamin’ny alalan’ny “infiltration”.

Distrika Mahajanga II Andranotakatra, Mahajamba – Vao maraina dia efa feno ny “urne”

Mampikony Ankoamadia – Fifidianana tsy tanteraka noho ny asan-dahalo kanefa nahazoan’ny kandidà laharana-13 voka-pifidianana 100%.

Mazava ny fitongilanana ataon’ny CENI. Tompon’andraikitra ny CENI raha miverina indray ny korontana.

Izay no hita fa maro no tsy hita.