Ny Valosoa Vaovao – Antso avo amin’ny CENI – Raha mangarahara tokoa, ilainay ny rohy manome vokatra isaky ny BV

Ho tena porofon’ny ny fikatsahana mangaraharaha izay voizinareo matetika mikasika izao voka-pifidianana izao ry CENI, dia iangaviana ianareo hamerina ny rohy zay efa nampiasaina tamin’ny fihodinana voalohany, ka nahafahana mamantatra ny voka-pifidianana isaky ny biraom-pifidianana. Ity ilay rohy izay nampiasaina tamin’izany:

https://presidentielle.ceni-madagascar.mg/bvres