Fifidianana – Foibe KMMR Bel’Air – Fanambarana – Tsy ekena intsony!

Tsy hanaiky ny hosoka sy herisetra ary fampihorohoroana niseho tao aloha sy nandritra iny fifidianana iny ny K25.

Hametraka fitoriana izy ireo araka izany.