08:30 > Fifidianana – Vaovao tapatapany (1)

Nalain’ny Senatera Berthin Andriamihaingo avokoa ny kara-pifidianan’ ireo olona tsy naka ny azy taorian’ny fihodinana voalohany. Novidiany 2 tapitrisa ariary ny Filoham-pokontany tsirairay eny Andoharanofotsy.
Fantatra ihany koa fa ao amin’ny Kaominina ao Andoharanofotsy ny fiara toyota hilux mitondra ny laharana 3722TAP an’ i Berthin mitondra biletà efa vita marika.