08:45 > Fifidianana – Vaovao tapatapany (2) – Toliara I – Karapanondro vao namboarina, sarona I

Toliara I: Olona 2 mitondra kara-panondro vaovao be, jerena ao anaty ny lisitra ny anarany tsy hita ao, nanontaniana ny anaran’ny Raiamandreniny tsy hainy, taona tsy hainy, jereo tsara io sary amin’nyy karam-panondro io fa sary napetak tsy voatrindry ny caché rouge, midika fa CIN vo namboarina.