Marc Ravalomanana – Fanabeazana – Niakatra avo roa heny tamin’ny 2009

Nampiakarin’ny Filoha Marc Ravalomanana avo roa heny ny isan’ny mpianatra ambaratonga fototra!

Ankehitriny, nitontongana ny fampianarana – mihoatra ny 1,5 tapitrisa ny ankizy Malagasy tsy mianatra.

Ho averin´ny Filoha Marc Ravalomanana an-tsekoly indray ny ankizy Madagasy rehetra l!
Tsotra ny safidy! Fidio 25 Marc Ravalomanana!

Ento ny anjara birikinao ho an’ny ho avy mamiratr’I Madagasikara. Zarazarao!