Manifesto – Fifandraisana sy ny fiaraha-miasa amin’ny mpiray ombon’antoka

Hanatsara ny fifandraisana sy ny fiaraha-miasa amin’ny mpiray ombon’antoka.

Betsaka ny vonona hanampy satria efa mipetraka ny fifampitokisana, ny bainga voavadika efa azo tsapain-tanana. Efa hitan’ny vahoaka fa kapoakan’ny prezida Marc Ravalomanana ny manatanteraka ny toky nifanomezana.

Vonona ny hanampy antsika ireo mpiaramiombon’antoka eto an toearana, manodidina sy iraisam-pirenena.

Vonona ny hiasa mafy, hiasa tsara ary hiasa miaraka.

Mazava ny lalana izorana : izaho, ianao, andao ary hifidy ny laharana faha #25.

Hohamafisina ny 19 desambra fa mpanangana isika.

#Manifesto
#Marina
#AlefaDada