Manifesto – Soatoavina sy Ambopo Malagasy

Ny fanorenana ifotony dia miainga amin’ny fiverenana amin’ny soa-toavina malagasy. Mila miasa miaraka isika ka haverina sy hasandratra ny hambom-po malagasy.

Izany no atao hoe fampandrosoana mirindra tsy mamotika ny maha-malagasy. Nefa ampiasaina avokoa ny teknolojia ary fomba rehetra. Izany no fampandrosoana maharitra sy haingana. Fantarina ny làlana sy ny tanjona ary dia hafainganina ny dia avy eo.

Fidio aza i Marc Ravalomanana 19 desambra arotsahy ny laharana 25
#mpanangana
#soatoavina
#marina
#fanorenana_ifotony