Manifesto – Hiaro sy hanatsara ny tontolo iainana

Tsy mpandova avy amin’ny raiamandreny isika fa mpindrana amin’ireo taranantsika. Ny fandrosoana maharitra dia miankina amin’ny fiarovana ny tontolo iainana. Ny hoavin’ny zanatsika dia mila jerena. Ny kolontsaina tena malagasy nolovaina mila arovana fa tsy tsindrin’ny kolontsaina vahiny. Mila tandrovana ireo harena tsy azo havaozina. Tsy kobaka am-bava no atao na fampantenana maniditsidina fa tetik’asa azo tanterahina haingana tokoa.

#map2
#tontolo_iainana
#maika
#manifesto