Marc Ravalomana – Miandrarivo – Mpanangana isika fa tsy mpandrava – Fidio laharana 25

Nampianarina ny vahoaka nanatrika teto Miandrarivo ny fomba fampiasana ilay bileta tokana amin’ny fifidianana fiodinana faharoa ity, nohazavaina ihany koa ny fandaharan’asa sy fanamby ho tanterahina rehefa lany i Dada “manifesto”, tsy adino ny nanome toromarika. Mpanangana fa tsy mpandrava isika !

#fidio_25