Marc Ravalomana – Mandridrano – Ho bataintsika ny fandresena, aza matahotra, minoa fotsiny ihany – Fidio laharana 25

Faly aho, tena faly tonga eto aminareo mandresy lahatra ny hifidiananareo ahy amin’ny 19 desambra 2018 izao. Raiso ny andraikitra, tairo ny rehetra fa miantoka ny hoavin’ny taranaka io fifidianana io.

Ho bataintsika ny fandresena, aza matahotra, minoa fotsiny ihany.

#FIDIO_DADA
#laharana_25