Marc Ravalomana – Mandoto – Fandriam-pahalemana, fitsaboana, fidiram-bola – Fidio laharana 25

Faly tena faly nahita ny fahavitrihanareo teto Mandoto manohana ahy. Ny fanomezan-toky omeko anareo dia efa voasoratra ao anatin’ny “manifesto” : haverina indray ny fandriam-pahalemana, hamerina ny rafitra fitsaboana, hampitomboina ny fidiram-bola amin’ny famoronana asa…

#FIDIO_DADA_25
#manatsara_ny_fiainanao