Marc Ravalomana – Fenoarivobe – Averina ny tetikasa fampianarana hiditra an-tsekoly ny zaza Malagasy – Fidio laharana 25

FENOARIVOBE

Nohazavaina teto Fenoarivobe androany ny paik’ady hiadiana amin’ny tsy fandriam-pahalemana, hatsaraina ny fiompiana omby ary hampitomboina ny isany eran’ny Madagasikara. Tsy adino ny famerenana ny tetikasa fampianarana mba hiditra an-tsekoly ny zaza Malagasy

#fidio_Ravalomanana_25