Marc Ravalomana – Ankadinondry Sakay – Tokana ny safidy – Fidio laharana 25

Tonga maro ianareo teto Ankadinondry Sakay nihaino ny fampielezan-kevitra nataoko androany, tokana ny safidy, FIDIO i DADA laharana faha 25

#mpanangana_fa_tsy_mpandrava_isika
#fidio_25