Marc Ravalomana – Manjakandriana – Mandroso ary mahalala ny lalana aleha no toromarika – Fidio laharana 25

Mafana hatrany ny fandraisan’ny vahoaka eto Manjakandriana ahy, mankasitraka hatrany.

Fanamby hoy ianareo no atao fa ho voalohany amin’ny isan-jato ianareo eto amin’io fifidianana fihodinana faharoa io, fanamby sy fanomezan-toky koa no omeko anareo voasoritra anatin’ny “manifesto”, mandroso ary mahalala ny lalana aleha no toro-marika.

#FIDIO_DADA_25