Marc Ravalomana – Morondava – Mazava ny lalana – Manentana hifidy mavitrika – Fidio ny laharana 25

Mazava ny lalana fa ho bataintsika ny fandresena, na izany aza mila mailo hatrany isika fa tsy kely lalana ny ratsy.

Henonay fa misy minisitra manome baiko ny mpiasam-panjakana hampandaniana ny kandida iray, antso no ataoko ny hanajanonana izany baiko izany.

Tany mandàla ny demokrasia i Madagasikara, aleo ny vahoaka haneho ny safidiny an-kalalahana. Manentana antsika hifidy mavitrika ny laharana faha 25

#FIDIO_MARC_RAVALOMANANA_25