Marc Ravalomana – Manakambahiny Andrefana – Tsy fotoan’ny fisalasalàna izao, entano ny namana

Mitohy hatrany ny fandresen-dahatra ny mpifidy handrotsaka ny vato ho an’ny kandida laharana faha 25. Tsy fotoana fisalasalana intsony izao, entano ny namana, havana, mpiara-monina, mpiara-mivavaka, MPANANGANA fa tsy mpandrava isika.

#fidio_25