Arovy Madagasikara – Arovy ny vatonao – Fidio laharana 25

Dada tonga dia hiasa mafy ho anao. Hisy vokatra mazava ao anatin’ny 100 andro :
– Hanatsara haingana ny tontolon’ny fampianarana
– Hanangana haingana ny foto-drafitrasa vaovao sady manara-penitra
– Hamerina ny fandriam-pahalemana haingana
– Hiaro ny tontolo iainana satria saro-pady loatra ho an’ny taranaka ho avy
– Hampitombo ny fidiram-bola ny malagasy indrindra ny madinika
– Hamerenana haingana ny rafitra fitsaboana ho an’ny daholobe
– Mba hisian’ny fitsinjarana sy ny fanampariaham-pahefana marina

#Alefa_Dada
#Fidio_25
#Mpanangana_Fa_Tsy_Mpandrava