Marc Ravalomanana – Ambaniroa Andonaka sy Ambalavao – Fidio ny kandidà 25

Tonga teto Ambinaniroa Andonaka sy Ambalavao izahay nandresy lahatra ny mponina eto hifidy ny laharana faha 25.

Nohazavaina ny fanomezantoky ataoko voasoratra ao anatin’ny MANIFESTO sy ny MAP 2, nampianarinay teto koa ny fomba famenoana ilay bileta tokana, nentanina ny vahoaka rehetra hifidy amin’ny 19 desambra 2018
#Fidio_dada_25