Marc Ravalomana – Fianarantsoa – Mpanangana fa tsy mpandrava isika

Fisaorana no atolotra ho anareo eto Fianarantsoa vory maro be nanatrika ny fampielezan-kevitra androany. Manentana hatrany ny rehetra HIFIDY ny laharana faha 25 amin’ny 19 desambra izao. Mpanangana fa tsy mpandrava isika
#FIDIO_25