Marc Ravalomana – Ambositra – Niara-nifaly tamin’ny diosezy, ny Mgr Fidelis Rakotonarivo sy ny pretra maro

Faly aho tena faly, na mbola rahampitso aza vao hankalaza ny tsingerin-taona nahaterahako dia nanararaotra ny fandalovana eto Ambositra niara-paly tamin’ny Diosezin’Ambositra.

Mankasitraka S.E. Mgr Fidelis RAKOTONARIVO sy ireo pretra maro.