22:40 > 12 Desambra – Tsingerintaona nahaterahan’ny filoha Marc Ravalomanana

Natomboky ny filoha Marc Ravalomanana tamin’ny fiarahana nifaly tamin’ny Diosezin’Ambositra ny fankalazana ny tsingerintaona nahaterahany rahampitso 12 Desambra.

Nisaotra manokana ny Mgr Fidelis Rakotonarivo sy ny pretra maro i Dada tamin’izany.