Manifesto – Fanabeazana

Misalasala ?

Raha tiantsika handroso ny firenentsika dia ny fanabeazana no fototra. Zanak’omby tsy ampianarin-domano ny kandida 25. Tamin’ny androny dia efa tafiditra nianatra daholo ny 98% zaza tao amin’ny ambaratonga voalohany. Ny fototry ny tanjaky ny taranaka rahampitso dia ny fananana manam-pahaizana. Ny MAP 2 dia mahatonga fampianarana mahomby.

Inona no safidintsika?
Marc Ravalomanana, laharana 25

#Manifesto
#Marina
#AlefaDada